Safidy amin'ny fisoratana anarana

Natao ity lesona ity mba ahaizanao :

  • Mamaritra ny atao hoe koperativa

  • Mamantatra ireo tanjona sy foto-kevitry ny koperativa

  • Mifehy ireo dingana sy antontan-taratasy maro samihafa amin'ny fananganana koperativa

Version: 1
Skill Level: Beginner
Ny mpanjifa dia tsy afaka miditra amin'io taranja io. Mampidira azafady.