Natao ity lesona ity mba ahaizanao :
-
Mamaritra ny atao hoe koperativa
-
Mamantatra ireo tanjona sy foto-kevitry ny koperativa
-
Mifehy ireo dingana sy antontan-taratasy maro samihafa amin'ny fananganana koperativa
Version: 1
Skill Level: Beginner